Vetson- kira - Ity ny ora sarobidy

Razanany 2009-02-22

Views 68

Inty ny ora sarobidy itsanganako
Andraisako ny tenanao ry Jesoa mamiko
Tsy dia mendrika aho ny ho tsidihinao
Kanefa sitrakao avia re
Oh oh sambatra aho re

Nandray ny tenanao ny foko ry Mpamonjiko
Ka henin-kafaliana ny fanahiko
Mitsaoka anao re, misaotra anao re
Tsy hitako izay havaliko
Oh oh sambatra aho re

Mba tsofy rano aho sy ny havako rehetra
Sy izay mpanao soa anay sy sy sakaizako
Ho tia anao re, tsy mba handao anao
Ka samy mba ho tonga an-danitra any
Oh oh sambatra aho re.

Share This Video


Download

  
Report form